VAOVAO FARANY   HADITH ANDROANY
 

" Ny fanampianao olona iray osa dia tsara nohon'ny fanomezana "Swadaqat"

Jaloko : horonan-tsary mihetsika voalohany hivoaka @ ity taona 2009 ity  
tafiditra @ fankalazana ny faha dimy taona nihorenan'ny trano mpamokatra sarymihetsika Scoop Digital ny fivohahan'ny sary mihetsika vaovao : "JALOKO".
MJSC : ATOMBOKA @ ITY TAONA ITY NY FAMANTSIAM-BOLA NY FANATANJAHANTENA AN-TSEKOLY

Nitondra fanazavana momba ny tontolon'ny fahalalam-vaovao tamin'ny mpanao gazety tao Antsiranana ny Minisitra ny positra ny fifandraisan-davitra ary ny serasera Augustin ANDRIAMANANORO

Nanomboka ny  Alarobia faha 14 Janoary  ny  fifaninana  ara-panatanjahantena an-tsekoly teto Antananarivo  ho an’ny faritra Analamanga , tonga niatrika ny fanombohan’ny fifaninana no sady nakahery ireo mpianatra mpandray anjara  tamin’ny fifaninana ity.

RADIO VOIX DE LA SAGESSE FM 90.6 MHZ :

Nanao ny jery todika ny efa-taona lasa sy ny fibanjinana ny fadaharan'asa ny 2009, ireo mpiara-miasa rehetra

Ny minisitra ny fanatanjahantena sy ny tanora ary ny kolontsaina             Jean Louis Robison, notronin’ireo mpiara-miasa aminy akaiky  sy ny mpampianatra avy amin’ireo sekoly nandray anjara.

BRADERIE DE MADAGASIKARA: ANKALAZA NY FAHA 10 TAONANY @ VOLANA MARS 2009

 
Ny alarobia 17 Desambra teo ary nifarana ny Alahady 21 Desambra ny fampirantiana karakarain’ny Mada vision dia ny “ braderie de Madagasikara”.
 
   
Nampiavaka ny andiany faha 31 ity dia ny fahatongavan'ny fety farany, nisy araka izany ny karazana kilalao hoan'ny ankizy ary tsy diso anjara ny lehibe.

Le contenu de cette page nécessite une version plus récente d’Adobe Flash Player.

Obtenir le lecteur Adobe Flash

raha fehezina dia saika lasa kolontsaina hoan'ny Malagasy rehetra ny braderie de madagasikara. ho hankalazaina amin'ny taona 2009 ny faha 10 taonany braderie
 
PASEF :FAMATSIAM-BOLA HOAN ‘NY REHETRA
11 Dhoul-Qa'ad (11 Nov 2008) Wiladat Imam Ali Ar'ridha (as)
nanaovana atrikasa teny amin'ny banky iraisam-pirenena eny Anosy ny famansiam-bola 15 tapitrisa dolara

Imam Ali Ar-Ridha (as) dia teraka tamin’ny 11 Dhoul-Qa’ada 148 Hejira tao Madinatoul-Mounawarat. Zanakin’ny Imam faha-07

   


Anisany mbola olana hoan’ny rehetra indrindra fa ireo izay manana ny tetikasa ny famantsiana hoeti-manana hoamin’izany , singanina amin’izany ny orinasa madinika sy salantsalany , ankehitriny anefa dia miezaka mamaha izay

izy dia tsy iza izany fa ny Imam Moussa Al-Kazim (as).Nitombo teo ambanin’ny fiahian’ny rainy sy ny fampianarany izy, ka lasa nandova an’izany fahalalana izany...Matetika dia mampahafantatra ny toerana misy azy eo anivon’ny fiaraha monina Shi-ita ny Imam Moussa Al-kazim (as) rainy,  nambarany tamin’izany fa i Ali Ar-Ridha (as)
olana izay ny eto amintsika dia ny ao amin’ny minisitera ny fitantanam-bola amin’ny alalan’ny AGPMF (Agent D’execution du Micro finance)>>>>
no handimby azy eo amin’ny fitondrana na fitaritana ireo olona mpanara-dia azy ireo,  rehefa mandao ity tany fandalovana ity  izy.

 

FIJ : FAMANTSIAM-BOLA HOAN’NY  TANORA ANDIANY FAHA 2

HIZOTRA ANY BURUNDI IZAY TANORA VOAFANTINA AO AMIN’NY FAMPIRANTIANA

 

PUBLICITE

Nosokafana ny  11 Desambra  2008  ny  varotra fampirantiana nataon’ireo tanora voafidy ho amin’ny famantsiana  FIJ na ny fond d’insertion des jeune , ity fanampiana ity dia natokana indrindra hoan’ny tanora manana tetikasa mahomby ka hahafahany mivelona , izany dia hiarahany amin’ny  tomponandraikitra eo anivon’ny FIJ manonkana, ka rehefa hita fa  mahomby sy  tsara tohana ny tetikasa ataon’ilay tanora dia miroso amin’ny fanampiana ny eo amin’ny fij

Le contenu de cette page nécessite une version plus récente d’Adobe Flash Player.

Obtenir le lecteur Adobe Flash


BUREAU DE FORMATION PROFESSIONNELLE
Adresse: Village des jeux Ankorondrano Bâtiment F5
Tél.0340786004 - E-mail:bufopro@gmail.com
   

Raha ny teto amintsika manokana dia efa nahatratra tany  amin’ny 20 mahery no nahazo ny fanampiana . Ity fampirantiana ity araka izany dia fotoana iray izay sady  hivarotan’ireo tanora ny vokatra  azony ,no sady  hitarafana ihany koa ny  tanora izay hisolontena  antsika amin’ny fampirantiana atao any Burundi. Mitety ny trano heva araka izany ireo mpitsara mba hitsarana izay mendrika ka hiroso  hisolontena any Burundi.

 
     

 

 
   
   
Ora fivavahana ho an'Antananarivo - (Desambra 2008 )
Andro

Vavaka

Fajr

Fiposahan'ny masoandro
Vavaka Dhohr

Filetehan'ny

Masoandro

Vavaka Maghrib
04
3:51:38
5:03:56
11:40:02
18:16:15
18:30:59
05
3:51:43
5:04:07
11:40:27
18:16:53
18:31:37
06
3:51:50
5:04:19
11:40:52
18:17:30
18:32:15
07
3:51:58
5:04:33
11:41:17
18:18:07
18:32:53
08
3:52:08
5:04:48
11:41:43
18:18:44
18:33:31
09
3:52:20
5:05:04
11:42:10
18:19:20
18:34:08
10
3:52:33
5:05:20
11:42:37
18:19:57
18:34:45